Sambava : Tovolahy maty tao an-tranon’ny sakaizany
Tranga nahavalalina ny maro no niseho tao Maroambihy II, any amin’iny distrikan’i Sambava iny, ny voalohandohan’ny volana teo. Tovolahy iray, efa tsy nisy aina intsony no hita tao amin’ny tokantrano iray. Raha ny fizahana nataon’ireo...