Itaosy : Raikely nanolana ny zana-badiny
Nentanin’ny fahatokisana be loatra ity renim-pianakaviana no sady nentin’ny fitiavana rahateo, ka tsy nahatsikaritra akory ny zava-dratsy nataon’ity vadiny tamin’ity zanany vavy. Izy indray aza mandresy lahatra ny fiarahamonina izay efa...