Ambatovy Toamasina : Thailandais maty namono tena
Vokatry ny fikaroham-baovao natao no nahalalana fa nahitana olona maty namono tena tao amin’ny faritra fitoeran’ny mpiasa avy any ivelany ao amin’ny orinasa Ambatovy Toamasina, io ilay atao hoe BH09. Hatairana ny an’ireo mpiambina nahita...