Faratsiho : ankizilahy 15 taona, nanolana zaza 5 taona
Efa diso mivaona loatra amin’ny sain-dratsy sy ny resaka fananahana sy vetaveta ny ankizy amin’izao, raha ity tranga tao Faratsiho ity no dinihana. Raha ny fampitam-baovao azo mantsy dia ankizilahy kely vao 15 taona monja no voatery...