Halatra tao amin’ny toeram-piasàna : Tafakatra 11 ireo olona nosamborina

Ireo voarohirohy voasambotra sy ireo entana sarona. Tsy nijanona teo amin’izy telolahy, mpiasa tao amin’ilay orinasa sy mpandray entana halatra ihany ny baolina ! Nitohy hatrany ny famotorana nataon’ny pôlisy ary nisy olona maromaro hafa indray no voasambotra. Hatreto dia tafakatra 11 ireo voarohirohy tamin’ny resaka halatra, izay nahaverezana fitaovana elektronika isan-karazany izay miteti-bidy aman-tapitrisany maro, tao amin’ity orinasa iray teto an-drenivohitra. Raha...
Lire la suite sur
Image à la une de Halatra tao amin’ny toeram-piasàna : Tafakatra 11 ireo olona nosamborina