À Toamasina I, un employé de cash point est activement recherché pour le détournement présumé de 16 millions d’ariary. Le suspect aurait disparu avec la somme, déclenchant une enquête et un appel à témoins lancé par les autorités locales. La victime invite également toute personne disposant d’informations à se manifester.
Source : midi-madagasikara.mg
Nitory ity mpihazona “cash point” iray tao Tanambao V misy azy ity tompona “cash point” iray ity, fa nanodikodina vola 16.000.000 ariary teo anivon’ilay “cash point” nohazoniny. Namoahana fikarohana noho izany fanodikodinana ara-bola izany ny mpitandro filaminana eto Toamasina, satria araka ny vaovao dia nentina nitsoaka ilay vola ka nahatonga izao fikarohana izao. Nambaran’izy ireo fa izay olona manam-baovao mikasika izany mba hiantso antarobia ireto mpitandro...