Tous les établissements publics secondaires de Maevatanàna ont suspendu les cours à partir du 14 octobre 2025, à l’initiative des enseignants. Ces derniers dénoncent la dévalorisation de l’éducation à Madagascar et réclament des mesures concrètes de la part des autorités éducatives. Ce mouvement illustre une contestation croissante au sein du DREN Betsiboka.
Source : midi-madagasikara.mg
Miato tsy misy hatak’andro ny fampianarana ao amin’ny Liseam-panjakana Razafimahefa Roger, CEG Benoît Bevava, Collège de Référence, Lycée Technique et professionnel. Nanao sesilany ny fanambarana nataon’ireo mpampianatra nanomboka ny Alatsinainy sy Talata faha 14 Oktobra taona 2025 teo, izay naneho ny fitakiana amin’ny famerenana ny hasin’ny fanabeazana eto Madagasikara, indrindra ny ato anatin’ny Dren Betsiboka. Nanomboka ny fanambarana hoan’ny...