Moramanga : Fanalamanga Velaran-tany 12ha norakofana zanakazo
Nanatanteraka fambolen-kazo tao Analabe ny orinasa Fanalamanga ny herinanro lasa teo. Velaran-tany 12 ha mahery izay efa nohasaina tamin’ny « tracteur » no norakofana ireo karazan-kazo haingam-pitombo toy ny bambou, eucalyptus hybride sy...