Rongony mahery vaika : Lehilahy roa sy vehivavy iray voasambotra tetsy Ambohimanarina
Tovovavy iray vao 17 taona monja, niaraka tamin’ny lehilahy anankiroa, 50 sy 35 taona, no voatery nosamborin’ny pôlisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina, tetsy Ambodihady Ambohimanarina, ny alarobia lasa teo, noho ny fandraisana sy...