Marais Masay : Nahafaty olona indray

Nalalaka ny làlana ary samy nifamezivezy teo ny fiara sy ny kodiaran-droa. Mbola nitranga ihany anefa ny lozam-pifamoivoizana. Ny antony dia noho ny fisian’ny mpandeha an-tongotra izay nanapaka tampoka ny làlana. Nandriaka tampoka teo ny rà tetsy Marais Masay, omaly maraina manodidina ny tamin’ny sivy ora sy sasany. Voafoakan’ilay kodiaran-droa ilay rangahy ary nitera-doza izany : maty tsy tsa-drano ny mpandeha an-tongotra ary naratra mafy nitsirara tamin’ny tany kosa ilay mpanamory...
Lire la suite sur Midi Madagascar