Herimanana Razafimahefa, Filohan’ny Antenimieran-doholona. Ny marina iray sy tokana ihany.

Raha ny tena izy dia telo ihany no tokony ho kandida amin’ny fifidianana Filoham-pirenena 2023. Fa efa tsy misy tranon-kenatra intsony moa ny folo sady nandoa vola be 2 miliara iraimbilanja no nandray anjara tamin’ny ankitsapaka nahafantaran-tsika ny laharan’ny tsirairay avy, imason’izao tontolo izao. Izaho tsy ampisongadina ny tsy fitiavan’izy ireo ny Tanindrazana fa ampiseho ny taratasy nosoniavin’ny Filohan'ny Antenimieran-doholona, Herimanana Razafimefa mampibaribary ny...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Herimanana Razafimahefa, Filohan’ny Antenimieran-doholona. Ny marina iray sy tokana ihany.