Raharaham-piangonana Betela Tanambao V : Niparitaka ny trakta tsy fanekena ny pasitera mpisolo toerana…
Tena loza ny zava-mitranga ao amin’ny fiangonana Betela tanambao V, noho ireo fihetsika ataon’ny mpivavak ao aminy. Ny alahady teo tamin’ny fotoam-pivavahana tamin’ny 5ora sy 30min teo, dia niverina indray ny olana teo amin’ireo samy...