Ambohimangakely : Ramatoa mpivarotra rongony hikoizana voasambotry ny zandary

Anaty tavimandry (pô) no fanitrihany ireo rongony hamidiny, tamin’ny fahatongavan’ny zandary hisava ny tranony. Izy izay tsy iza fa ramatoa iray efa malaza ratsy amin’ny fivarotana rongony eny amin’iny faritra Ambohimangakely sy ny manodidina. Efa intelo nigadra araka ny fampitam-baovaon’ny zandary ity ramatoa ity, noho izay resaka fivarotana rongony izay hatrany, kanefa tsy mety fay. Izao dia voasambotra faninefany indray ary inoana fa hiverina any am-ponja faninefany ihany koa....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Ramatoa mpivarotra rongony hikoizana voasambotry ny zandary