Oram-be eto Toamasina : Niakatra ny rano, olona efatra maty an-drano…

Tsy misy toerana tsy dimbon-drano eto Toamasina, nanomboka ny faran’ny herinandro teo vokatry ny ora-mikija nateraky ny andro ratsy mihaodihaody ny fari-dranomasina avaratry ny nosy iny. Araka ny vaovao voaray dia namono olona efatra ilay fiakaran’ny rano tao Antetezambaro sy Antanambao Nosibe, ka ny iray tamin’ireo ihany no mbola hita ny fatany.  Raha ny fantatra dia nanaraka lakana lasanny rano ratsy fatotra no nahafaty ireo olona efatra ireo, ary mbola mitohy ny fikarohana azy ireo....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Oram-be eto Toamasina : Niakatra ny rano, olona efatra maty an-drano…