Raharaham-piangonana Betela Tanambao V : Niparitaka ny trakta tsy fanekena ny pasitera mpisolo toerana…

Tena loza ny zava-mitranga ao amin’ny fiangonana Betela tanambao V, noho ireo fihetsika ataon’ny mpivavak ao aminy. Ny alahady teo tamin’ny fotoam-pivavahana tamin’ny 5ora sy 30min teo, dia niverina indray ny olana teo amin’ireo samy mpiangona tao amin’ity fiangonana ity. Teo am-piandohana dia niparotaka aloha ny trakta nanentana ny mpiangona tsy mankasitraka ny fomba fiasan’ny pasitera tompon-toerana, ary nandefa pasitera mpisolo toerana azy ny pasitera synodalin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Raharaham-piangonana Betela Tanambao V : Niparitaka ny trakta tsy fanekena ny pasitera mpisolo toerana…