Ambohimanarina : Roa lahy mpamaky trano voasambotry ny fokonolona
Teo am-pikenokenonana ny hanao ny asa ratsiny mihitsy izy roa lahy ireto no voapaingotry ny pôlisy, rehefa tra-tehaky ny andrimasom-pokonolona teny amin’iny faritra Antanety Avaratra, tetsy Ambohimanarina iny, omaly tokony ho tamin’ny roa ora...