Hetsika « Dona » : Tsy hanavahana an’iza na iza ny fisavàna ireo kodiaran-droa
Nanomboka ny sabotsy lasa teo ity hetsika manokana ataon’ny eo anivon’ny pôlisim-pirenena, izay natao hisavàna manokana ireo kodiaran-droa eto an-drenivohitra. Hetsika izay nahabe resaka tanteraka tao anaty tambajotra sosialy, indrindra...