Halatra tamina tetikasam-panjakana : Olona efatra voasambotra tetsy Ambohimangakely
Nahavita namoaka fiara mihitsy izy efa-dahy hitondra ireto entana halatra Nitondran-dry zalahy « sprinter fourgon » mihitsy hitondràna ireo entana halatra. Vy amin’ny taonina maromaro tokoa mantsy, toy ny « cable », « pilier »,...