Halatra tamina tetikasam-panjakana : Olona efatra voasambotra tetsy Ambohimangakely
Nahavita namoaka fiara mihitsy izy efa-dahy hitondra ireto entana halatra Nitondran-dry zalahy « sprinter fourgon » mihitsy hitondràna ireo entana halatra. Vy amin’ny taonina maromaro tokoa mantsy, toy ny « cable », « pilier », « support » isan-karazany, « fer plat », « fer corner », ary « fer rond » no tafavoakan’ireto olon-dratsy ireto tetsy amin’ny toby fitoeran’entana iray etsy Amoronakona, ny alin’ny sabotsy lasa teo. Soa ihany, nandamoka ny ...