Iavoloha, 13.08.2024. Nanao veloma ny Filoha Rajoelina, ny Ambasadaoro britanika, David W. Ashley

Iavoloha, 13 Aogositra 2024. Tapitra ny fotoam-piasan’ny Ambasadaoro britanika, David William Ashley koa dia tonga teny amin’ny Lapam-panjakanan’Iavoloha izy nanatontosa ny fitsidihana fanaovam-beloma ny Filoham-pirenena malagasy, Andry Rajoelina. Nohamafisin’ny Filoha Rajoelina nandritr’io fittsidihina io...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Iavoloha, 13.08.2024. Nanao veloma ny Filoha Rajoelina, ny Ambasadaoro britanika, David W. Ashley