Mandoto : Ankizivavy voaolana nandritry ny famadihana

Ingahirainy mpanolana Lehilahy iray, 54 taona no voalaza fa tompon’antoka tamin’ny herisetra ara-nofo nihatra tamin’ity ankizivavy ity. Voatery nosamborin’ny zandary, ny voalohandohan’ny volana teo, tao Vinany, distrikan’i Mandoto. Androm-pamadihana tokoa ny amin’izao. Fotoan-dehibe tokoa, famoriana ny fianakaviana, indrindra moa any amin’iny faritra Vakinankaratra sy ny manodidina. « Bal » be mandra-maraina, miaraka amin’ny vary be menaka sy ny bapampa ary ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mandoto : Ankizivavy voaolana nandritry ny famadihana