Sakoroka teto an-drenivohitra : Nirefodrefotra ny « lacrymogène », niradraraka ny tora-bato
Sakan-dalana tetsy, sakan-dalana teroa. Nihamafy hatrany ny hetsika nataon’ireo vahoaka teo anivon’ny mpomba ny vondron’ireo kandidà ny sabotsy lasa teo. Nanoloana ireo herisetra maimaim-poana, nataon’ireo mpitandro filaminana azy ireo,...