Moramanga : Kitay menaka tsy ara-dalàna 250 gony nogiazana
Kitay menaka halatra azo avy amin’ny hazo pin mitotaly 250 gony no saron’ireo tompon’andraikitra avy amin’ny orinasa Fanalamanga sy ny zandarimariam-pirenena avy amin’ny poste avancé Bembary. Tao amin’ny fokontany Ankodahoda kaominina Bembary ao anatin’ny faritra afovoany no nahasaronana ireto kitay .Fomba fiasan’ireo mpangalatra ny mitatitra ireo vokatra avy ao amin’ny faritr’alan’ny orinasa ary misy mpandray izany aty amin’ny tanàna manamorona ny lalam-pirenena...