Antanimora : Gadra nihanika tamboho voasambotra
Alahady tokony ho tamin’ny iray ora tolakandro. Nisy voafonja iray izay nikasa ny hitsoaka an’Antanimora. Efa teo am-pianihana tamboho izy no raikitra ny antso fanairana. Tsy lasa lavitra dia voasambotra ilay lehilahy. Nikorontana ny voafonja raha nahatsikaritra izany. “Fotoana fohy taorian’izay anefa dia niverina tamin’ny laoniny ny filaminan’ny fonja, indrindra rehefa voasambotry ny mpandraharaha ny fonja ilay lehilahy”, raha araka ny fizaram-baovaon’ny minisiteran’ny...