Ambohimangakely : Feno halatra moto amin’ny alina

Kodiaran-droa miisa roa no indray nanjavona teo amin’ny toerany ny alin’ny alatsinainy teo. Toe-javatra izay miverimberina ary mampitaraina ny maro, indrindra ireo mpampiasa moto. Raha ny tsilian-tsofina heno dia « aboridana » ireo moto, izany hoe tsoahina ny fonony ary amidy amin’ny atsinjarany ny piesy rehetra ao anatiny. Feno izany rahateo amin’izao eraky ny tambajotra, ireo mivarotra piesy an’ny kodiaran-droa. Tsy misy hamantarana intsony mantsy na tamin’ny moto inona na...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Feno halatra moto amin’ny alina