Ankorondrano : Lehilahy nahatrarana basy vita gasy
Nikasa handeha hanafika ranamana no tojo ireo pôlisy mpanao fisafoana. Tsy afa-niala intsony, ary mbola tratra teny aminy ireo fitaovam-piadiana saika hampiasainy amin’izany. Tranga niseho tetsy Ankorondrano ny alahady lasa teo. Imason’ny...