Miaramila sandoka : Nidoboka eny Tsiafahy
Natolotra ny fampanoana ilay sivily izay misandoka ho komandà eo anivon’ny Tafika. Nidoboka eny Tsiafahy mandra-piandry ny fotoam-pitsaràna azy. Raha tsiahivina dia voasambotry ny zandary tetsy Ambohimalaza ilay rangahy rehefa nokarohina hatry...