Mpianatra niharan-doza teny amin’ny RN1  Noraisin’ireo ministera an-tanana ny fitsaboana ireo naratra

Haalan Nahabe resaka ny maro tokoa ilay tranga mahatsiravina, niseho teo amin’ny sampan’Ambatofolaka, tamin’iny lalam-pirenena voalohany, ny zoma lasa teo iny. Lozam-pifamoivoizana nihatra tamina fiara iray avy nitondra ankizy mpianatra nanao « voyage d’etudes »ary nahafatesana olona telo ary naharatrana mpianatra sy ray aman-dreny maromaro. Taorian’ity zava-niseho ity dia nandray andraikitra avy hatrany ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ireo ministera misahana izany....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mpianatra niharan-doza teny amin’ny RN1  Noraisin’ireo ministera an-tanana ny fitsaboana ireo naratra