RN2 : Voaroba ny fiara nitondra ny tarika Vaiavy Chila
« Maizina ny andro, ny lalana ratsy … natahotra tsy nisy sahy nivoaka izahay kanefa henonay tsara izy ireo mamaha ny tady sy mamaha labasy tao ambony fiara (…) Isaorana an’i Zagnahary hatrany fa vita ny zavatra natao tany ary tafaverina soa...