Manjaka Ilafy : Mpanafika « cash point » voasambotry ny pôlisy
Na dia efa teo aza ireo voasambotra nahakasika ihany fanafihana « cash point » nitranga teny Manjaka Ilafy, izay nahavoatifitra ny vadin’ilay mpilalao horontsary iny, dia mbola mitohy fona, efa-bolana aty aoriana, ny fikarohana ireo...