Manjaka Ilafy : Mpanafika « cash point » voasambotry ny pôlisy
Na dia efa teo aza ireo voasambotra nahakasika ihany fanafihana « cash point » nitranga teny Manjaka Ilafy, izay nahavoatifitra ny vadin’ilay mpilalao horontsary iny, dia mbola mitohy fona, efa-bolana aty aoriana, ny fikarohana ireo naman’izy ireo, izay mety ho nanao izany. Araka ny fampitam-baovao navoakan’ny pôlisy ary dia fantatra fa nisy lehilahy iray hafa indray no nosamborin’izy ireo teny amin’iny faritra Manjaka Ilafy iny ihany, ny sabotsy teo. Anisan’ireo nandray...