Tsaratanàna : Fakàna an-keriny, mitohy ny hazalambo

Mitohy ny hazalambo ataon’ny Zandary sy ny vatan-dehilahy matanjaka hoan’ireo jiolahy manao asa fakana an-keriny. Taorian’ny fanehoana ireo olona efa-mianaka nalaina an-keriny, navotsotr’ireo olon-dratsy, 16 andro aty aoriana, dia mipariraka sy manao hazalambo hatrany ny mpitandro ny filaminana sy ny vatan-dehilahy matanjaka. Tonga fofona ary tsy milavo lefona ny Zandary, izay manao fizarazarana any amin’ilany atsimon’ny disitrikan’i Tsaratanàna iny, amin’ity resaka fankana...
Lire la suite sur
Image à la une de Tsaratanàna : Fakàna an-keriny, mitohy ny hazalambo