Sarodrano-Maevatanàna: Jiolahy roa malaza saron’ny Zandary

Mihazakazaka hatrany ireo malaso amin’izao mamaram-parana ny taona 2024 izao, hitady vola fety malaky, saingy tsy nahomby ny paikady nataon’ireo malaso roa tratra nitondra omby halatra. Raha ny vaovao voaray farany dia ao anatin’ny manao rodoben’ny fandriampahalemana ny Zandary sy ireo dinam-pokonolona, fantatra amin’ny fiantso hoe: « Voromahery, » any amin’iny tapan’ny avaratra disitrikan’i Maevatanàna iny. Ny andron’ny faha-28 Novambra taona 2024 lasa teo iny, tokony...
Lire la suite sur
Image à la une de Sarodrano-Maevatanàna: Jiolahy roa malaza saron’ny Zandary