Antsirabe : Nopoizinina ny mpamily, nanjavona ny entana 200 tapitrisa Ariary

Efa tambajotra iray mihitsy ireto mpangalatra ireto : misy ny mampiresaka, ny mpanome poizina, ny mpitondra fiara ary ny mpanafina ny entana. Tafakatra fito hatreto no voasambotry ny zandary, ka ny telo amin’ireo no vehivavy. Nipetrapetraka tanteraka ny teti-dratsin’ireto mpangalatra nentina nitaomana an-tsokosoko ny entana nentin’ity fiarabe iray tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny. Raha ny fanazavana nentin’ny zandary dia ankevitry ny efa fantatr’izy ireo tsara...
Lire la suite sur
Image à la une de Antsirabe : Nopoizinina ny mpamily, nanjavona ny entana 200 tapitrisa Ariary