Distrikan’i Tsaratanàna : 16 andro aty aoriana vao votsotra ireo nisy naka an-keriny

Anisan’ny mitondra faisana amin’ny resaka fankana an-keriny ny mponina any amin’ny distrikan’i Tsaratanàna iny an-kehitriny, hany ka lasa mampitebiteby ny olona any an-toerana ny zava-mitranga iainan’izy ireo manoloana izany. Raha ny fampitam-baovao voaray dia 16 andro aty aoriana vao votsotra, ireo olona efa-mianaka nalain’ny jiolahy an-keriny ny alin’ny faha-7 novambra taona 2024 lasa teo iny, tokony tamin’ny 8 ora latsaka 15 minitra tany ho any. Tao amin’ny tanàna atao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Distrikan’i Tsaratanàna : 16 andro aty aoriana vao votsotra ireo nisy naka an-keriny