Zaikaben’ny FIVAPOVA : Hotantrahina any Toamasina ny andiany faha-4
Ireo tomponandraikitry ny FIVAPOVA tany Anosy. Toy ny fanaony isaky ny telo taona dia fantatra izao fa i Toamasina no handray ny zaikabe nasionalin’ny Fikamabanan’ny Vadin’ny Polisy sy ny Polisy Vavy (FIVAPOVA) izay hotanterahina ny 30...