Kaominin’I Toamasina renivohitra : Mitera-doza matetika ny fihinana “composé”
Matetika mitera-doza ny fihinana ireny “composé” ireny noho izy mifangaro loatra ny zavatra miaraka ho haniny olona tia azy. Tranga manaraka taorian’ilay tranga niseho tao Ankirihiry “Cité Haras” nampaharary mpianakavy sy ireo olona nihinana niisa 17 izany samy voatsabo avokoa na nisy aza ny nampanano sarotra ny fitsaboana, dia nitranga indray ity fahapoizinana “composé” teo amin’ny sekoly iray amin’ny arabe “boulevard Augagneur” iny. Efa tsy manahy ilay iray mbola...