Moron-dranomasin’i Toamasina renivohitra : Olona iray namono tena fa avotra soa aman-tsara
Trangam-piarahamonina mpitranga eny amoron-dranomasina hopitaly be iny ny famonoan-tena an-dranomasina; saingy tamin’ity indray mitoraka ity avotra soa aman-tsara ilay nikasa hamono tena raha nisy olona nahita ka nanavotra azy. Olona iray monina ao Anjoma Toamasina ity nikasa hamono tena ity noho ny tsy fahazakany ny adin-tsaina sy ireo mahazo azy, fa soa ihany fa nisy ity tovolahy iray ity nandalo nahita azy mikoropadropakana ao anaty rano ohatry ny olona tsy mahay milomano ireny, nefa ny...