Lalana Tanambao Verrerie Toamasina : Mila fanamboarana fa efa potika loatra

Mitaraina amin’ny tompon’andraikitry ny tanaan sy eto Toamasina ireo mponina manodidia ny lalana Tanambao Verrerie mihazo ny tobin’ny FIP eto Toamasina iny, fa tena efa ratsy an-taonany maro ny lalana mihazo ny misy azy ireo, nefa tsy misy fijenerana mihintsy hatramin’izao. Maro ihany ny fanamboaran-dalana natao teto Toamasina, fa tsy mety tafiditra ao anatin’izany ity lalana Tanambao Verrerie mihazo ny FIP ity hatreto. Voalazan’ireo mponina anefa fa maro ny orinasa amin’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Lalana Tanambao Verrerie Toamasina : Mila fanamboarana fa efa potika loatra