Pourquoi les attaques armées se multiplient-elles à Toamasina malgré les dispositifs sécuritaires ?

Les attaques à main armée connaissent une recrudescence inquiétante à Toamasina, malgré les opérations de sécurisation menées récemment. Lors d’une réunion annuelle entre le procureur et les OPJ, il a été souligné que les signalements d’incidents proviennent souvent des citoyens eux-mêmes, révélant une coordination défaillante. Un récent braquage à la poste d’Ambolomadinika illustre cette montée de l’insécurité.

Nandritra ny fihaonana teo amin’ireo OJP isaky ny departemantany avy tamin’ny tonia mpampanoa lalana eto Toamasina, izay fanao isan-taona, hamaritana ny asa vita sy ny tanjona manaraka indray mikasika ny filaminana eto Toamasinna, sy ny momba ireo zava-misy samy hafa. Nanamarika ny mpampanoa lalana eto Toamasina fa tsy hampianatra ny asan’ny tsirairay ny tenany, saingy nahatsapa kosa fa tsy manao tatitra ireo OPJ amin’ny asa ataony, fa lasa ireo olon-tsotra indray no mahatonga...
Lire la suite sur
Image à la une de