Jeneraly sandoka : Nanapoaka Ar 72 tapitrisa dia nitsoaka faritra

Ny havany ihany no nosolokiany. Raha ny fahafantaran’ny olona azy hatrizay dia miaramila izy ary dia tena manao ny fiakanjo sy ny bikabikany tanteraka. Eto amin’ny firenena anjakan’ny kolikoly dia mora hoazy ny mamintàna ireo mitady vahaolana. Milaza ho mahavita taratasy, milaza ho mahatafiditra olona hiasa ary koa fandresen-dahatra hafa. Tamin’ity indray mitoraka ity dia havany, izay voalaza fa havana lavitra no voafitaka. Nangalany vola tsikelikely ary nitotaly 72 tapitrisa...
Lire la suite sur
Image à la une de Jeneraly sandoka : Nanapoaka Ar 72 tapitrisa dia nitsoaka faritra