Sabotsy Namehana : Ramatoa mpisoloky nikoizana, nadoboka am-ponja

Fitoriana manodidina ny 23 isa teo no efa voapetraka teny anivon’ny mpitandro filaminana mahakasika ity ramatoa ity. Izy ilay ramatoa nalaza tampoka tao anaty tambajotra sosialy, voalaza fa very vola manodidina ny 20 tapitrisa Ariary tany ho any, izay nambarany fa nangalarin’ny « taxi-moto ». Voasambotry ny zandary avy etsy amin’ny tobim-paritra Sabotsy Namehana indray ny anao  vavy ny voalohandohan’ny volana teo ary natolotra ny Fampanoavana. Nadoboka am-ponja vonjimaika,...
Lire la suite sur
Image à la une de Sabotsy Namehana : Ramatoa mpisoloky nikoizana, nadoboka am-ponja