Manjakavaradrano/Mahatsinjo ambony : Fiara taksiborosy nivadika, mpandeha niisa telo naratra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra PK 203+500 tany amin’ny manodidina ny tanànan’i Manjakavaradrano, any amin’ny kaominina ambanivohitra Mahatsinjo ambony, ato anatin’ny disitrikan’i...