Manjakavaradrano/Mahatsinjo ambony : Fiara taksiborosy nivadika, mpandeha niisa telo naratra

Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra PK 203+500 tany amin’ny manodidina ny tanànan’i Manjakavaradrano, any amin’ny kaominina ambanivohitra Mahatsinjo ambony, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny afak’omaly alina teo. Fiara taksiborosy Cotisse iray avy any Mahajanga hihazo an’Antaninarivo no nivadika niala lalana, teo amin’ny Pk voalaza etsy aloha, ka mpandeha niisa telo, tamin’ireo olona 19 tao anatin’ny fiara no naratra, tsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Manjakavaradrano/Mahatsinjo ambony : Fiara taksiborosy nivadika, mpandeha niisa telo naratra