Anosy : Mpanao sinto-mahery tratra am-bodiomby

Anisan’ireo faritra iray mampikolay ny rehetra tokoa amin’ny resaka harom-paosy sy sinto-mahery raha eo Anosy eo. Indrindra moa fa amin’ireo toeram-piantsoan’ireo taxi-be mandalo eny an-toerana. Tsy maraina, tsy atoandro, tsy hariva fa tsy maintsy misy voan-dry zalahy foana. Tamin’ity indray mitoraka ity anefa, sendra iray andro tao anatin’ny sivifolo ny iray tamin’ireto tontakely zatra lalan-dririnina ireto ka tra-tehaka teo am-panaovana ny asa ratsiny mihitsy. Raha ny fantatra...
Lire la suite sur
Image à la une de Anosy : Mpanao sinto-mahery tratra am-bodiomby