Tetezan’i Andranontsara RN5 : Efa misy andian’olona mangalatra sahady ireo bilao aminy

Vao haingana no niharan’ny firodanana ilay tetezana ao Andranontsara, lalam-pirenena faha-05 mihazo an’i Fenerivo Atsinanana, ka nahatapaka ny lalam-pirenena fahadimy iny. Nanao ny ezaka faran’izay haingana ny ministeran’ny asa vaventy nanarina ny tetezana tamin’ny laoniny tamin’ny fametrahana tetezam-by vaovao taminy, ary vitan’izy ireo haingana izany. Tetezam-by vao nohafaran’ny fanjakana malagasy niaraka tamin’ny banky iraisam-pirenena no napetraka tao amin’ity tetezana...
Lire la suite sur
Image à la une de Tetezan’i Andranontsara RN5 : Efa misy andian’olona mangalatra sahady ireo bilao aminy