Tsiroanomandidy : Raikitra ny ankitifitra teo amin’ireo dahalo sy ny mpanaradia

Naharitra teo amin’ny antsasakadiny teo ho eo ny fifampitifitirana teo amin’ny roa tonta. Nitatatata ny basy, tokony ho tamin’ny folo ora maraina teo, ny andron’ny talata lasa, teo amin’ny kizon’Antapia, kaomini na Bemahatazana, distrikan’i Tsiroanomandidy. Andaniny : dahalo manodidina ny fololahy teo, mirongo basim-borona. Ankilany, ireo mpitandro filaminana niaraka tamin’ireo vatan-dehilahy mpanara-dia. Teo am-povoany, omby maromaro vao norobain’ireo olon-dratsy tao...
Lire la suite sur
Image à la une de Tsiroanomandidy : Raikitra ny ankitifitra teo amin’ireo dahalo sy ny mpanaradia