Antsirabe : Nirehitra ny tsena Sabotsy

Toy izao ny fijoalajoalan’ny afo Afobe ! Nisehoana firehetana mijoalajoala tao amin’ny tsena Sabotsy Antsirabe, omaly hariva. Tany amin’ireo faritra misy an’ireo mpivarotra fanaka no may ary miitatra mianavatra ny afo. Voalaza fa tratra koa ny tany amin’ny misy ireo mpivaro-kena sy voankazo. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina namono ny afo. Ny tompon’ny tsena ihany koa no nirohotra maro teny an-toerana namoaka ny entana izay tsy mbola tratran’ny afo. Fantatra fa...
Lire la suite sur
Image à la une de Antsirabe : Nirehitra ny tsena Sabotsy