Raharaham-pitsarana Toamasina : Fanolanana ankizy efa-taona, lasa raharaha ady heloka tsotra

Nahagaga ny be sy ny maro ny raharaham-pitsarana, antontan-taratasin’ady 1819/RP/25-IS/ST/LT, nitranga teto Toamasina ny faran’ny herinandro teo, satria raharaha fanolanana zaza efa-taona no lasa raharaha ady heloka tsotra, raha toa ka raharaha ady heloka be vava izany. Ity raharaha ity dia naha-voaroairoy an’Ingahy Randriamarolahy Nambinintsoa Francky, izay efa nohazonina am-ponja vonjimaika talohan’izao fitsarana izao, noho izy nalonana zaza efa-taona. Maro ny hevitra nandeha fa...
Lire la suite sur
Image à la une de Raharaham-pitsarana Toamasina : Fanolanana ankizy efa-taona, lasa raharaha ady heloka tsotra