Talem-paritry ny serasera sy ny kolontsaina : Natao ny alakamisy teo ny famindram-pitantanana
Tsy niandry ela fa herinandro mahery taorian’ny fanendrena ny talem-paritra vaovaon’ny serasera sy ny kolontsaina atsinanana, dia napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra vaovao notendren’ny fanjakana, Atoa Harison Stéphanio....